Ady Tany

Ady tany ao Bas-Mangoky: manampy ireo Tantsaha mahatsiaro voafitaka ny Firaisamonim-pirenena

Publié le Mis à jour le

Tany mirefy any amin’ny 5.000 Ha any no voakasik’ity raharaha fanajariana any Atsimo-Andrefana ity.


Samy manazava ny fahitany ny toe-draharaha ireo voakasika, anisan’izany ny Governoran’ny Faritra Atsimo-Andrefana

Don-dresaka mikasika ny Olan’ny Fananan-tany

Publié le Mis à jour le

Mbitanarivo Andriantsiorisoa (Filohan’ny SMM – Syndicat des Magistrats)), Naivo Raholidina (Solombavambahoaka Lehiben’ny Komisiona Fananan-tany), Raparison Eric Herman (Coordonateur national de la Plateforme de l’OSC – Solidarité des Intervenants sur le Foncier (SIF)), Nina Raharinarivonirina (Mpitsara mpamoaka didy ao @ Fitsarana Ambaratonga Voalohany Ant/vo, ex-Inspecteur des Domaines),

Ny Lalàna mifehy ny Fananan-tany eto Madagasikara