Confession: Elia Ravelomanantsoa, Minisitra teo aloha

Publié le Mis à jour le

Vehivavy efa lehibebe ary nandalo sehatra maro: mpandraharaha, mpikarakara Lamaody sy Filatroana, nanokatra lalana maro ihany koa teo amin’ny seha-pihariana, efa Minisitry ny Vakoka sy ny Kolontsaina, Tale ao amin’ny CUA Kaominina Renivohitra Antananarivo Ramatoa Elia Ravelomanantsoa izay ho fantarintsika ato.

Laisser un commentaire